En vente actuellement 25/03/2011

Shopping

A la une

Mahafatifaty ny ankizivavikely jejo, saingy…

25/03/2011

Savasavainy ao anatin’ny « trousse à maquillage » an’i neny, ampiasainy ny lokomena sy ny manjamaso, izy ihany no mifidy izay akanjo tiany anaovana, rehefa mahita fitaratra izy dia eo, mahita « charme » na tarehy ratsy atao, sady mijery bika ihany amin’io ! Toy izany no fanaon’ny ankizivavikely jejojejo.

 Lire la suite...

Santé

Zaza bi-sexuel, voatsabo eto amintsika

25/03/2011

Indraindray, eo am-piterahana dia tsikaritra fa misy tsy fahatomombanana eo amin’ny taovan’ny zaza. Isan’nytratr’izany i Stéphanie, nefa somary hafa kely kosa ny azy ny fisehony. Izy dia irony ankizy antsoina hoe “bisexuel” irony, izany hoe manana taovam-pananahana roa, “lahy” sy “vavy”. Ao amin’ny Hopitaly Ravoahangy Andrianavalona izy ankehitriny miandry izay fandidiana tokony hatao azy.

Lire la suite...

Santé

Le Radis prévient le cancer des ovaires

25/03/2011

Le radis est un légume-racine. De ce fait, il se gorge sous la terre d'une quantité remarquable de minéraux et d'oligo-éléments.

Lire la suite...

Santé

Régime Paoma : Very 9kg ao anatin’ny 3 volana

25/03/2011

Efa fandre matetika ny hoe mampahia hono ny paoma. Ireo olona efa zatra niovaova « régime » anefa dia somary miahiahy kely ihany ka mametra-panontaniana raha tena mandaitra tokoa izy ity na tsia.

Lire la suite...

People

Secrets de star pour des lèvres pulpeuses

25/03/2011

Lire la suite...

People

Céline Dion : ses jumeaux baptisés à Las Vegas

25/03/2011

Lire la suite...

People

Justin Bieber crie son amour pour Selena Gomez

25/03/2011

Lire la suite...

Tantara mitohy

Céline Dion : Nitsimbadika izao tontolo izao

25/03/2011

Lire la suite...

Love

Maninona ny lehilahy no « macho »?

25/03/2011

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo